Cousins William Edward

Avy amin'i Wikipedia

I Cousins William Edward dia misionera anglisy protestanta tonga tao Antananarivo tamin'ny 02 Septambra 1862. Havanana amin'ny teny malagasy izy ka izy no nitarika ny fanitsiana ny Baiboly amin'ny teny malagasy izay namoahana andiany voalohany tamin'ny 21 Jona 1835. Nandray an-tsoratra ny kabary sy ny fomba amam-panao malagasy (merina indrindraindrindra) tamin'ny boky maro izy.

Ireto avy ny boky nosoratany:, manokana na niaraka tamin'olon-kafa:

  • Ohabolan' ny Ntaolo (1871, nosoratany sy i J. Parrett)
  • Malagasy Kabary (1873)
  • Fomba Malagasy (1876, nosoratany sy i Rabndzavola)
  • A Concise Introduction to the Malagasy Language (1885)