Concepción
| |||
![]() |
Concepción dia tanàna any Silia.
Tantara[hanova | hanova ny fango]

Nanomboka tamin'ny taonjato faha 16 taorian'i J.K ny tantaran'i Concepción. Noforonin'i Pedro de Valdivia tamin'ny 1550 ilay tanàna, eo amin'ny misy an'i Penco ankehitriny.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- Municipality of Concepción ((es))


