Hankany amin'ny vontoatiny

Citibank

Avy amin'i Wikipedia
Citibank, any Washington, DC, Etazonia

Ny Citibank dia banky amerikana, anisan' ny Citigroup. Niorina tamin' ny taona 1812, tamin' ny anarana hoe City Bank of New York, avy eo First National City Bank of New York, izay misy any amin' ny firenena dimy ambin' ny folo. Tamin' ny taona 2023 dia izy no banky amerikana faha-4 amin' ny lafiny fananana.