Cardiff
Fiseho
51°29′N 03°11′W / 51.483°N 3.183°W
Cardiff
| |||
| Velarantany | NC | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 372,089 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | Kambria, | ||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | |||
Cardiff no renivohitra sy tanàna lehibe indrindra any Kambria. Ny isam-ponin'i Cardiff dia 372.089 tamin'ny taona 2022. Io no tanàna fahiraika ambin'ny folo lehibe indrindra any
Fanjakana Mitambatra.