Vital Albert-Camille
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Camille Vital)
| Albert Camille Vital | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Albert Camille Vital | ||
| Teraka | 18 Jolay 1952 | ||
| Toerana | Toliara | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | miaramila sy injeniera | ||
| Fiainana manokana | |||
I Albert-Camille Vital dia teraka ny 18 Jolay 1952 tao Toliara.Izy dia manamboninahitra ary mpanao pôlitika malagasy, injeniera sivily niofana tany amin' ny Firaisan' ny Repblika Sôsialista Sôvietika, ary praiminisitry ny Fitondrana Avon' ny Tetezamita tamin' ny 10 Desambra 2009 hatramin' ny 29 Oktobra 2011.
Fifidianana filoham-pirenena
[hanova | hanova ny fango]Nametraka ny antontan-taratasy filatsan-kofidiana izy ho an' ny fifidianana filoham-pirenena hitranga amin' ny 24 Jolay 2013.
Ambasadaoro
[hanova | hanova ny fango]Izy no ambasadaoron'i Madagasikara tany
Maorisy nanomboka ny 18 Septambra 2019 ka hatramin'ny 9 Novambra 2025.[1]
Tsy an'asa izy teo anelanelan'ny taona 2013 sy 2019.[2]
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Albert Camille Vital |