Bryan R. Wilson

Avy amin'i Wikipedia

I Bryan Ronald Wilson dia sôsiôlôga britanika niasa tao amin' ny Oniversiten' i Oxford. Teraka tamin' ny 25 Jiona 1926 tao Leeds izy ary maty tamin' ny 9 Ôktôbra 2004 tao Middleton Stoney any Oxfordshire. Manampahaizana momba ny sôsiôlôjian' ny fivavahana izy.