Brian May
Fiseho
| Brian May | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Brian May | ||
| Teraka | Jolay 1947 | ||
| Toerana | - | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Fanjakana Mitambatra | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Brian Harold May dia mpanao mozika. Sir Brian Harold May, CBE (teraka 19 Jolay 1947 tao Hampton (Middlesex), Angletera dia mpitendry gitara, mpamoron-kira, mpihira ary dokotera anglisy momba ny astrofizika.
Izy dia fantatra amin'ny maha-mpitarika gitara an'ny tarika rock britanika Queen.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Brian May |