Aller au contenu

Boris Spasski

Avy amin'i Wikipedia

Boris Wassiljewitsh Spassky dia mpilalao échec mizaka ny zom-pirenen'i Rosia teraka ny 30 Janoary 1937 tao Leningrad (Saint Petersburg). Tamin'ny fandreseny ny lalao fiadiana ny ho tompondaka eran-tany faharoa tamin'i Tigran Petrosyan taorian'ny 1966, dia lasa tompon-daka eran-tany fahafolo teo amin'ny tantaran'ny echec i Spassky nanomboka tamin'ny 1969 ka hatramin'ny naharesy azy tamin'ny grandmaster amerikanina Bobby Fischer tamin'ny 1972