Boeing 727

Avy amin'i Wikipedia
Ny Boeing 727 ampiasain'ny Syrian

Ny Boeing 727, dia, mandritry ny ela be, ny fiaramanidina nalaza indrindra teto an-tany. Tamin'ny 1963 ny 727 no nanidina voalohany indrindra.

Vokatry ny elanelam-panahin'ny United Airlines, American Airlines ary Eastern Airlines ny endriky ny Boeing 727. Tian'ny United Airlines hanana motera efatra izy ho an'ny sidina mizotra any amina garam-piaramanidina ambony toerana. Tian'ny American airlines hanana motera roa izy ho an'ny fandairany. ian'ny Eastern Airlines hanana motera telo ilay fiaramanidina ho an'ny sidina makany amin'ny Karahiba... Tamin'ny farany, nanano fifanekena ireo compagnie telo ireo mba ho triréacteur ilay fiaramanidina, teraka toy izany ny 727.

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiaramanidina ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.