Bodo (mpihira)

Avy amin'i Wikipedia
Fankalazana ny faha-25 taona niakarany antsehatra - Palais des Sports MAHAMASINA 2015

I Bodoharisoa Razafindrazaka, izay fantatra amin' ny anarana hoe Bodo, dia mpanakanto malagasy teraka tamin' ny 21 Jolay 1966. Tamin'ny fotoana nampaaza azy izy dia fantatra amin' ny hoe "La Diva de la Chanson malgache".

Dingana nataony[hanova | hanova ny fango]

Taona 1986: nanomboka nihira izy ka nandray anjara tamin' ny fifaninana iray tamin' ny onjam-peo tsy miankina "TOP 16 sur la 2", ka laharana fahatelo izy tamin' izany. Ny taona 1987 izy vao nahazo ny laharana voalohany tamin' ilay hira noforoniny mitondra ny lohateny hoe "Miandry anao" ka nahazoany ny loka fivahinianana any ampitan-dranomasina. Tany no namoronany an' ilay hirany malaza hoe "Hody".

Taona 1989: Niaka-tsehatra voalohany, niarahana tamin' i Solo sy Hery (tao amin' ny tarika Njila).

Taona 1991: Namoaka ny raki-kira "Neny" izy, izay mirakitra ny hira noforoniny sy i Naivo toa ny "Fony aho", ny "Misy farany"*, ny "Dada", ny "Neny", ny "Mpanarato", ny "Mba ento aho", ny "Fisarahana", ary niara-niseho sehatra tamin' i Poopy sy i Landy ary ny tarika Johary. Ankoatra izay dia nianatra nilalao tantara an-dapihazo ihany koa izy.

Taona 1992: Niara-nihira tamin' i Bessa sy Lola izy ka nampalaza azy ireo tamin' izany ilay hira hoe "Mba te hiantefa", "Hafa ihany i Mama","Ndao hihira" sns. Fantatra teo amin' ny sehatry ny rock malagasy ihany koa izy ary niara-niasa tamin' ilay mpamoron-kira amin' ny teny anglisy Sonny Clark izay namorona ny hirany nalaza tamin' izany toa an' i "Mum is in and Dad is out", "Go dancing tonight" na koa "Political skirmish" sy "Heart breaker".

Taona 1993: Namoaka ny raki-kirany voalohany i Bodo, mitondra ny lohateny hoe "Sombinaiko", ka nalaza tamin' izany ny "Bianco", ny "Ry foko", ny "The regret is never before" sy ny maro samy hafa.

Taona 1994: Voafidy hisolo-tena an' i Madagasikara nandritry ny jeux de la francophonie izay natao tany Frantsa, izay nahazoany ny medaly volafotsy tamin' ny alalan' ilay hira noforoniny hoe "Diversités" sy "Solitaire". Io taona io ihany koa no namoahany an' ilay raki-kira faharoa "Solitaire-Diversités" izay mirakitra ireo hira nampalaza azy toy ny "Mba rahoviana", ny "Foiko ho anao" na koa "Ny fahitana anao" ary nahazo ny loka tamin' ny Gasitsara.

Taona 1995: Nofidin' i Dama ao amin' ny tarika Mahaleo i Bodo hiaraka hihira aminy ilay hira hoe "Mimoza". Voafidy ho Ambasadaoron' ny Unicef ihany koa izy, nandimby toerana an' i Henri Ratsimbazafy.

Taona 1996: Namoaka ny double album "Za'Tomany" sy "Fotsiny" i Bodo ary nanao ny "Tour de Mada 96".

Taona 1997: Namoaka ny raki-kira evangelika "Tsangambato" izy ary niseho sehatra voalohany tao amin' ny Palais des Sports niaraka tamin' i Poopy.

Taona 1998: Nilatsaka hofidiana ho solombavambahoaka i Bodo.

Taona 1999: Nivoaka ny raki-kira "Mamiko", izay mirakitra ny "Safidy" sy ny "Modia" ary ny "Ataoko akory".

Taona 2000: Niavaka teo amin' ny sehatry ny cabaret i Bodo tamin' ny fahaizany miangaly ny hiran' i Whitney Houston, Mariah Carey na koa i Céline Dion. Niaka-tsehatra tao amin' ny Palais des Sports niaraka tamin' i Njakatiana.

Taona 2001: Nivoaka ny raki-kira "Ndao Handihy", mirakitra ny "Tsy izany" sy ny "Hiverina aho".

Taona 2003: Voafidy ho isan' ny mpitsara ny casting Pazzapa izay nokarakarain' ny Radio Televiziona Anaamanga (RTA) izy, ary namoaka ny raki-kirany "Aina miray" izay nisy ny "Ankino", hira nalaza indrindra tamin' ny taona 2003 sy 2004.

Taona 2005: Nivoaka ny rakikira "Mety ve", ary nosafidin' ny RTA ho reny mpiahy ny Pazzapa izy. Nandray anjara tamin' ny Che Bel Canto andiany faha-roa tao amin' ny Palais des Sports Mahamasina niaraka tamin' i Kix, i Tovo J'Hay, i Luc, i Mahery, ary i Jeannot.

Taona 2006: Niditra teo amin' ny sehatry ny sarimihetsika malagasy ary nilalao tamin' ilay horonan-tsary hoe "Poizina" izy.

Taona 2007: tamin' ny volana Febroary, nanakaiky ny andro fankalazana ny fetin' ny mpifankatia dia niaraka nanao fampisehoana i Bodo sy i Poopy, folo taona taty aoriana tao amin' ny Palais des Sports, andro vitsivitsy alohan' ny fampisehoana dia efa guichet fermé, ary maro ny nitaraina fa tsy tafiditra ka dia niverina niaka-tsehatra indray izy roa ny volana Septambra ary namoaka an' ilay raki-kira vaovao "Tia Foana". Namoaka raki-kira "Izaho sy i Neny", izay raki-kira manokana ho an' ny Reny ihany koa i Bodo.

Taona 2009: niteraka ny zanany Olontsoa izy.

Taona 2010: Namoaka ny raki-kira "Kilalaonao" sy DVD "Kilalao" izy.

Taona 2012: Namoaka ny raki-kira "Ny Fitiavana avy Aminao", ary dia nisantatra ny coulisse on Tv tao amin' ny TV plus Madagascar.

Taona 2013: Nivoaka ny raki-kira "Accoustique " namerenany ny hira nampalaza azy amin' ny endriny akostika.

Taona 2015: Nivoaka ny raki-kira vaovao "Tsy Miova Aho" nanamarihany ny 25 taona nihirany.

Taona 2015: Niara-niasa tamin' i Michel Randria izy (mpitendry gitara fanta-daza any ivelany) ary namoaka ny raki-kira akostika "Ain't Misbihavin" teo amn' ny sehatra iraisam-pirenena.

Taona 2016: Fampisehoana nanamarika ny fiainanay notontosaina tao amin' ny CC ESCA, izay natrehin' ny dadany no navoakany ho fahatsiarovana tamin' ny alalan' ny DVD "Satria tiako Dada"

Raki-kira[hanova | hanova ny fango]

1993 : Sombinaiko[hanova | hanova ny fango]

  1. Bianco
  2. Vetson-takariva
  3. Sombinaiko
  4. Hody
  5. Heart Breaker
  6. Mpanarato
  7. The Regrets Is Never Before
  8. Ry Foko
  9. Political skirmish
  10. Dancing Tonight

1994: Solitaire - Diversités[hanova | hanova ny fango]

  1. Solitaire
  2. Foiko ho anao
  3. Boniment
  4. Mba rahoviana
  5. Ne lâche pas ma main
  6. Ny fahitana anao
  7. Diversités
  8. Appel
  9. Falifaly
  10. Pleurs cachés
  11. Miandry anao
  12. Leo ny manao ny marina

1996: 'Za Tomany[hanova | hanova ny fango]

  1. Avelao hanantena
  2. Aok'izay
  3. Manirery
  4. Mitafa Irery
  5. Ambarambarao
  6. Mitraka
  7. Ny tsia
  8. Manimanina
  9. Satry
  10. Paradisa
  11. Ianao
  12. Tsy Satry

1996: Fotsiny[hanova | hanova ny fango]

  1. Fotsiny
  2. Tso-drano
  3. Rafehendrena
  4. Nandao
  5. Aza manahy
  6. Ny anao sy ny azy
  7. Malagasy
  8. Ho antsika
  9. Lazao
  10. Lany fanahy
  11. Ataoko ahoana
  12. Ifonako

1997: Tsangambato[hanova | hanova ny fango]

  1. Lalan-tsarotra
  2. Moa ve tsy ho lazaiko
  3. Isaoranay
  4. Sambatra
  5. Tsy mba lapa
  6. Aro
  7. Ianareo roa
  8. Mandalo ihany
  9. Raha re

1999: Mamiko[hanova | hanova ny fango]

  1. Mamiko
  2. Tsy vandivandy
  3. Satria
  4. Modia
  5. Safidy
  6. Ataoko akory
  7. Embona
  8. Fenofeno
  9. Ianao
  10. Valim-babena
  11. Mamiko (accoustic)

2001: 'Ndao Handihy[hanova | hanova ny fango]

  1. Ndao handihy
  2. Anjelinao
  3. Hiran'i Neny
  4. Hafatra
  5. Tia Tiana sy
  6. Avelao Hifaly
  7. Valim-Pitia
  8. Ampy izay
  9. Tsy izany
  10. Tia anao
  11. Veloma
  12. Hiverina
  13. Vali-babena (remix)

2003: Aina Miray[hanova | hanova ny fango]

  1. Aina Miray
  2. Ankino
  3. Gasy mody
  4. Tsy angina
  5. Fenonao
  6. Zanakao
  7. Aho tsy maninona
  8. Hiran'i Neny
  9. Sûr'Eau
  10. Tsaroany

2003: Best Of[hanova | hanova ny fango]

CD 1

  1. Ento aho
  2. Tsy izany
  3. Ataoko akory
  4. Mba rahoviana
  5. Paradisa
  6. Ny Tsia
  7. Modia
  8. Rafahendrena
  9. Ndao handihy
  10. Heart breaker

CD 2

  1. Miandry anao
  2. Satria
  3. Ampy izay
  4. Ny fahitana anao
  5. Ry foko
  6. Safidy
  7. Fotsiny
  8. Sombinaiko
  9. Avelao hifaly
  10. Foiko ho anao
  11. Bianco
  12. Ifonako

2005: Mety ve[hanova | hanova ny fango]

  1. Mety ve
  2. Hafatra ho anao
  3. Ilaiko amina
  4. Mankany aminao
  5. Ampamoizo
  6. Babo
  7. Ny fitiavanao
  8. Tafahoatra
  9. Raha omenao
  10. Vavaka
  11. Rehefa eo ianao
  12. 'Zaho sy ianao niaraka amin' i Kix, Tovo J'Hay, Luc, Jeannot, Mahery.

2006: Accoustique[hanova | hanova ny fango]

  1. Embona
  2. Ianao
  3. Tsy Satriko
  4. Lazao
  5. Tia Anao
  6. Foiko Ho Anaoversion anglais)
  7. Avelao Hanantena
  8. Rehefa Eo Ianao
  9. Sombiniaiko
  10. Avelao Hifaly
  11. Mitafa Irery
  12. Mamiko

2007 : Tia foana (album duo avec poopy)[hanova | hanova ny fango]

  1. Medley Slow (Fony Aho, Afenina, Hody, Tsy Natolony, Sombinaiko, Tolory Tanana)
  2. Raha Toa
  3. Lazao Ahy Fa ...(Poopy)
  4. Hankany Aminao (Bodo)
  5. Medley Dance (Tsy Izany, Izay manao ny marina, Taloha, Misy farany)
  6. Tia Foana
  7. Afenina, Tsy Maninona Aho

2007: Izaho sy i Neny[hanova | hanova ny fango]

  1. Neny
  2. Neny tiakao
  3. Hiran'I Neny
  4. Ambarambarao
  5. Tso-drano
  6. Sombinaiko
  7. I Hafa ihany i Mama

2010: Kilalaonao[hanova | hanova ny fango]

Kilalaonao CD

  1. Fiainana
  2. Kilalaonao
  3. Efa ahy
  4. Ny atao no Miverina
  5. Fo tia
  6. Iaino
  7. Singa sarobidy
  8. Angamba
  9. Tsingerin-taona
  10. . Asa aloha
  11. Bonus

Kilalaonao VCD

  1. Fiainana
  2. Kilalaonao

2011: Kilalao... DVD LIVE[hanova | hanova ny fango]

DVD 1:

  1. Générique
  2. Mba Rahoviana
  3. Leo Ny Manao Ny Marina
  4. Political Skrimish
  5. Aina Miray
  6. Bianco
  7. Tsy Hangina
  8. Babonao
  9. Rehefa Eo Ianao
  10. Mihira Aho Satia
  11. Sombiniaiko
  12. Dada / Mba Ento Aho
  13. Paradisa An-tany
  14. Ny Ntsia
  15. Heart Breaker
  16. Ankino
  17. Vavaka
  18. Fony Aho

DVD 2:

  1. Medley Slow
  2. Mpanarato
  3. Rahafahendrena
  4. Mety Ve
  5. 'Ndao Handihy
  6. Ataoko Akory
  7. Modia
  8. Aok'izay
  9. Misy Farany

2011: Mizara[hanova | hanova ny fango]

  1. Tojo avec Solo  
  2. Talenta avec Max Exception
  3. Somainao zaho avec Francisiko
  4. Satria avec Hery
  5. Mahery ny fitia avec Rija Ramanantoanina
  6. Tia foana avec Poopy
  7. Fisarahana avec Naivo
  8. Mba te hiantefa avec Mahery
  9. Fitiava-namana avec Luk
  10. Tena fitia avec Balita Marvin 
  11. Satria avec Malala 
  12. Tso-drano avec Mitia

2012: Fitiavana tena avy Aminao[hanova | hanova ny fango]

  1. Fitiavana tena avy Aminao
  2. Leo-ndranomaso
  3. Ianao
  4. Valim-bavaka
  5. Eo am-pelatananao
  6. Ho tanjona
  7. Resy lahatra
  8. Fitahiana
  9. Ilay fitsaharana
  10. Omeo ahy

2013: Acoustique[hanova | hanova ny fango]

  1. Fenofeno
  2. Nandao
  3. Tsy Hangina
  4. Manirery
  5. Modia
  6. The Regrets Is Never Before
  7. Ataoko Akory
  8. Malagasy
  9. Mpanarato
  10. Heart breaker

2015: Tsy Miova Aho[hanova | hanova ny fango]

  1. Tsy Very Maina
  2. Aim-panahy
  3. Fihavanana
  4. Tsy miova aho
  5. Tanora (feat Agrad & Skaiz)
  6. Fitia mikony
  7. Ny antsika no mety
  8. Mangahiahy
  9. Taloha
  10. Aza Tsaraina

2016 : Ain't Misbehaven'[hanova | hanova ny fango]

Album International en Duo purement acoustique avec Michel Randeria (gitara)

  1. Ain't misbehavin'
  2. Honeysuckle rose
  3. La belle vie
  4. Witchcraft
  5. Black Trombone
  6. Miala tsiny
  7. Anjavidy
  8. Miandry anao
  9. Fotsiny
  10. Tanisa
  11. Ain't misbehavin' (Malagasy version)

2016: Satria tiako... Dada[hanova | hanova ny fango]

  1. Falifaly
  2. Dada
  3. Medley Fenonao - Mpanarato - Paradisa
  4. Tsaroany
  5. Fenonay
  6. Medley Bianco - Mety ve
  7. Medley Mangahiahy - Avelao hifaly
  8. Aimpanahy
  9. Singa sarobidy - Mosoara

VIDEOCLIP[hanova | hanova ny fango]

  • 1990
  1. Miandry anao
  2. Ry Foko
  3. Neny
  • 1992
  1. Mpanarato
  • 1993
  1. Vetson-takariva
  • 1994
  1. Foiko ho anao
  2. Leo ny manao ny marina
  3. Mba rahoviana
  • 1995
  1. Aok'izay
  • 1996
  1. Manirery
  2. Ambarambarao
  3. Nandao
  4. Ho Antsika (feat Do Rajohnson)
  5. Mitafa Irery,
  • 1998
  1. Ataoko akory
  • 1999
  1. Mamiko
  2. Modia
  3. Safidy
  • 2001
  1. Hiverina aho
  2. Ndao handihy
  • 2002
  1. Avelao Hifaly
  2. Tsy Izany
  3. Hiran'i Neny
  • 2003
  1. Aina Miray
  2. Ankino
  3. Fenonao
  • 2004
  1. Tsy hangina
  2. Tsaroany
  3. Izaho Sy Ianao (feat Kix, Tovo J'hay, Kiady, Mahery, Luc)
  • 2005
  1. Ampamoizo
  2. Mety ve
  3. Vavaka
  • 2006
  1. Rehefa eo ianao
  2. Babonao
  3. Ny fitiavanao
  • 2007
  1. medley feat Poopy
  2. tia foana feat Poopy
  3. Neny
  4. Neny Tiako
  • 2008
  1. Fly Away,
  • 2010
  1. Kilalaonao
  2. Fiainana
  • 2011
  1. Angamba
  • 2013
  1. Tsy very maina
  2. Aim-panahy
  • 2014
  1. Mangahiahy
  2. Tanora (feat Agrad & Skaiz)
  • 2017,
  1. Mifampitantana (feat Poopy)
  • 2018
  1. Toerana Kely (feat Njakatiana)

Album video[hanova | hanova ny fango]

2006 Bodo La Diva[hanova | hanova ny fango]

  1. Intro
  2. Mamiko
  3. Ataoko akory
  4. Safidy
  5. Ndao handihy
  6. Avelao hifaly
  7. Hiran' i Neny
  8. Hiverina
  9. Tsy hangina
  10. Aina miray
  11. Ankino
  12. Tsy izany
  13. Fenonao
  14. Babo
  15. Tsaroany

2014 Retour aux sources[hanova | hanova ny fango]

  1. Angamba
  2. Dancing' round and round
  3. Fiainana
  4. Kilalao
  5. Together again

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]