Bodisma tibetana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Old Green Tara.JPG

Ny bodisma tibetana dia endriky ny bodisma vajraiana izay nandroso tao Tibeta. Misy sekoly efatra ankehitriny ny bodisma tibetana, dia ny Nyingmapa, ny Kagyüpa, ny Sakyapa ary ny Gelugpa. Ity farany ity no fanratra indrindra any amin' ny tontolo tandrefana, satria ny Dalai-lama dia mpikambana fantatra ao aminy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]