Aller au contenu

Betioky (fitrandrahana)

Avy amin'i Wikipedia

Ny toeram-pitrandrahana Betioky dia toeram-pitrandrahana vy lehibe any Betioky Atsimo any amin' ny Faritra Atsimo Andrefana, eto Madagasikara. Ity toerana ity dia anisan' ny tahirim-by lehibe indrindra eto Madagasikara sy eran' izao tontolo izao izay tombanana ho 130 tapitrisa taonina ny akora ka ny 14 % amin' izany no vy madio.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]