Bergamo
Fiseho
45°42′N 09°40′E / 45.700°N 9.667°E
| Bergamo | ||
| Velarantany | 38,7 km2 | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 119,476 | |
| Renivohitra | - | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Bergamo | |

I Bergamo dia tanàna ao amin'ny faritr'i
Lombardia
Italiana ary renivohitry ny faritanin'i Bergamo.
Tokony ho 50 kilometatra miala an'i Milano izy io, antsasa-dalana mankany Brescia.
Manana mponina 119.476 izy io
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]Tanàna ao Lombardia
[hanova | hanova ny fango]Milano, Brescia, Bergamo, Como
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Bergamo |