Bengaly Andrefana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Bengaly andrefana)



Bengaly Andrefana
Firenena  India
Velarantany 88 752 km2
Isam-ponina 91 347 736 mpo.
Hakitroka
Renivohitra Kolkata
Ben'ny faritany Mamata Banerjee (TMC)

Ny Bengaly Andrefana (fiteny bengaly: পশ্চিমবঙ্গ Poshchim Bônggo, API: [poʃtʃim bɔŋɡo]) dia faritany any India. Mizara sisintany amin' i Bangladesy, miteny fiteny bengaly ny ankabiazan' ny olona miaina any Bengaly Andrefana.