Bengal Andrefana
Fiseho
| Bengal Andrefana | |
|
| |
| Firenena | |
| Velarantany | 88 752 km2 |
| Isam-ponina | 91 347 736 mpo. |
| Hakitroka | — |
| Renivohitra | Kolkata |
| Ben'ny faritany | Mamata Banerjee (TMC) |
Ny Bengal Andrefana (fiteny bengaly: পশ্চিমবঙ্গ / Poshchim Bônggo, API: [poʃtʃim bɔŋɡo]) dia fanjakana any India, mizara sisintany amin' i Bangladesy. Miteny fiteny bengaly ny ankabiazan' ny olona miaina any Bengal Andrefana.
