Hankany amin'ny vontoatiny

Belfast

Avy amin'i Wikipedia

54°36′N 05°55′W / 54.600°N 5.917°W / 54.600; -5.917

Belfast
-
Velarantany133 km2
Haavo
Isan'ny mponina342,560
Ben'ny tanàna
Firenena Irlandy Avaratra -  Fanjakana Mitambatra
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaBelfast

Belfast dia renivohitr'i Irlandy Avaratra any  Fanjakana Mitambatra ary tanàna faharoa lehibe indrindra ao amin'ny nosy Irlandy taorian'ny Dublin.

Belfast dia manana mponina manodidina ny 342.560 ary eo am-bavan'ny Reniranon'i Lagan ao amin'ny helodranon'i Belfast no misy azy.