Bangalore

Avy amin'i Wikipedia
Bangalore

I Bangalore na Bengaluru (Kannada: ಬೆಂಗಳೂರು) dia tanàna any atsimon'i India. Ny isam-poniny dia efatra tapitrisa mponina. Tanàna atao hoe maoderina i Bangalore ary silicon valley indianina no fiantsoana azy.