Bandar-e Emam Khomeyni

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Bandar Khomeini)

30°26′08″N 49°06′20″E / 30.4355555556°N 49.1055555556°E / 30.4355555556; 49.1055555556

Bandar-e Emam Khomeyni
Velarantany NC
Isam-ponina 67 078 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Iran
Faritany Khuzestan
Faritra NC
Orinasa fanodinana solitany ao Bandar-e Emam Khomeyni

I Bandar-e Emam Khomeyni (persana: بندرامام خمینی  / Bandare Emam Khomeyni ; teo aloha, Bandar Šâhpur) dia tanàna sady renivohitry ny Distrikan' i Bandar-e Emam Khomeyni ao amin' ny kôntean’ i Mahshahr, faritanin' i Khuzestan, ao Iràna. Araka ny fanisam-bahoaka tamin' ny taona 2006 dia niisa 67 078 ny mponina tao aminy, ary 14 681 ny isan’ ny fianakaviana tao. Talohan' ny Revôlisiôna Iraniana tamin’ ny taona 1979 dia fantatra amin' ny anarana hoe Bandar Shahpur izy. Nomena anarana avy amin’ ny anaran’ ny ayatollah Ruhollah Khomeini izy.

Jeôgrafia[hanova | hanova ny fango]

Ny laharam-pehintaniny ary ny laharan-jarahasiny dia 30.4355555556° Avaratra ary 49.1055555556° Atsinanana. Ny faritr' ora dia GMT+3:30.

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • : Sehatra ofisialy