Aller au contenu

Bakteria NDM-1

Avy amin'i Wikipedia

Ny New-Delhi Metallo-beta-lactamas dia anzima hita vao haingana mampateza ny bakteria ho tsy lairan'ny ankabeazan'ny antibiôtika ampaisaina amin'izao fotoana izao. Ny karazan'antibiotika tsy mandaitra aminy intsony dia ny karbapenema, ampiasaina ho an'ireo bakteria izay manohina ny antibiotika tsotra. Ny fototarazon'i NDM-1 dia anisan'ny karazam-pototarazo mpanamboatran'ny anzima beta-laktamazy tenenina hoe karbapenemazy. Ny bakteria mitondra io fototarazo ireo dia tononona ho "superbugs" ao amin'ny gazety sy ny media, noho ireo olona sarotra tsaboina rehefa tratrany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]