Hankany amin'ny vontoatiny

Antibiôtika

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Antibiotika)
Dokam-barotra momba ny penisilinina: Ny penisilinina dia manasitranan' ny angatra ao anatin' ny 4 ora

Ny antibiôtika dia karazana fanafody miady amin' ny bakteria. Io no karazana fanafody lehibe indrindra hiadiana amin' ny otrikaretina vokatry ny bakteria, ary ny fanafody antibiôtika dia be mpampiasa amin' ny fitsaboana sy fisorohana ny aretina toy izany. Mamono na manakana ny fitomboan' ny bakteria izy io.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]