Aterineto malagasy

Avy amin'i Wikipedia

Ny internet dia ny fitambaran'ny ordinatera na milina fikajiana eran'izao tontolo izao amin'ny alalan'ny fifandraisana TCP/IP izay nahamora ny fifanakalozana sy fandefasana data.

Fenitra

Ny Internet amin'izao fotoana[hanova | hanova ny fango]

Tamin'ny faran'ny taon 1980 ny NSF mametraka ivon-toeram-pikajiana (unités centrales) matanjaka be anaky dimy ; eo amin'io ny mpampiasa afaka "mandeha" ; na aiza na aiza izy no mipetraka any Etazonia ; Ny Arpanet lasa azo andianana be koa ; io sistema io dia nahazo fahombiazana tsara, sy taorian'ilay fanavaozana lehibe tamin'ny farany 1980 ; nisokatra tamin'i trafic commercial taminy taona 1990.

Tamin'ny fanomboana ny taona 1990 ; no ny fiterahan'i Internet hoatra ilay fantantsika izao. Ny web ; tambatra pejy HTML manafangaro soratra, rohy, sary, afaka antanina amin'ny URL sy afaka jerena miaraka amin'i prôtôkôly HTTP. Io "zavatsotra" io, voafanomelatra any amin'ny CERN tamin'i Tim Berners-Lee nivadika fantatry ny olona tamin'ny velaran'ny NCSA nataon'i Marc Andreessen sy Eric Bina tamin'ny fiara multimedia Mosaic

Ny internet protocols[hanova | hanova ny fango]

Ny prôtôkolin'aterineto na Internet Protocols (tenenina hoe IP) dia prôtôkôly na fanovana ny fanaparitahana kajimirindra, izy koa dia prôtôkôly internet ; ny IP koa dia prôtôkôly na haabo faha-3 ny endrika OSI sy ny modely TCP/IP afaka manao servisy na firesahana amin'ny alalan'ny kaody roa fototra tokana ihany ho an'ny terminaly (ordinatera) voampitohy.

Ny firakitra ny Internet[hanova | hanova ny fango]

ICANN[hanova | hanova ny fango]

L'Internet Corporation for Assigned Names and Numbers

Noforonina tamin'ny taona 1998 am-pivoahan'ny fifampiraharaha nihetin'i Al Gore miaraka amin'ny mpitady taozava-baventy ny fampitaha, mpanamboatra ny fitaovana, mpanomeha fiatiana, sy ny administrateur isan-karazany, sy ilay mpampianatra Jon Postel, Ny ICANN dia organisation internationala tsy mitady vola, ary ny zaraasa voalohany dia manomeha toherana ny adiresy ny proôtôkôly internet (IP) manomeha ny fanavahana ny prôtôkôly.

WWW na World Wide Web na tranokala[hanova | hanova ny fango]

Ny fitendry lavitra[hanova | hanova ny fango]

Ny fiaraha-miasa[hanova | hanova ny fango]

Ny fizarana na File-sharing[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.