Asterôida

Avy amin'i Wikipedia

Ny asterôida dia planeta bitika izay fifangaroana vato sy metaly ary rano mandry ka ny habeny dia miova eo anelanelan'ny iray metatra ny anjatony kilometatra.