Hankany amin'ny vontoatiny

Arminia Bielefeld

Avy amin'i Wikipedia
Arminia Bielefeld vs.VfL Bochum

I Arminia Bielefeld dia klioba ara-panatanjahantena ao an-tanànan'i Bielefeld, Nordrhein-Westfalen,  Alemaina.

Tamin'ny taona 2024/25, nilalao tao amin'ny fizarana faha-3 i Arminia Bielefeld saingy tafakatra tamin'ny famaranana ny amboara tamin'ny nandreseny ny ekipan'ny diviziona voalohany sy ny tompon-daka alemà Bayer Leverkusen tamin'ny manasa-dalana.

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]