Ankolafy

Avy amin'i Wikipedia
  

Ny Ankolafy dia Fitongilanana amina hevitra izato na izaroa. Hevitra na olona na finoana na ... Ny akondro rehefa maro faniry dia voatery tsy maintsy mizara fitongilanana (atsimo, avaratra, atsinanana, andrefana) fa tsy afa-miara-mijoro mahitsy intsony.