Hankany amin'ny vontoatiny

Andrzej Duda

Avy amin'i Wikipedia
Andrzej Sebastian Duda
Ankapobeny
AnaranaAndrzej Sebastian Duda
Teraka16 Mey 1972
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Polonia
Asa :
Fiainana manokana
Agata Kornhauser-Duda (2015)

Andrzej Duda (amin'ny fiteny poloney : Andrzej Sebastian Duda}) dia mpanao politika, mizaka ny zom-pirenen'i Repoblika Polonia teraka ny 16 Mey 1972 tao Kraków.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Jan Duda no rainy. Ny vadiny dia Agata Kornhauser. Ny zanany dia Kinga Duda.


Preceded by Filoham'i Polonia Succeeded by
Bronisław Komorowski
2010-2015
Andrzej Duda
2015-2025
Karol Nawrocki
2025

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]