Hankany amin'ny vontoatiny

Andrianamboniarivo

Avy amin'i Wikipedia

Andrianamboniarivo dia mpanjaka sakalavan' i Boina, zanak' Andriamandisoarivo, izay nanomboka nanjaka tamin' ny taona 1720 ary nifarana ny fanjakany tamin' ny taona 1760. Manohy ny fanitaram-panjakana nianavaratra izy[1]. Nandimby an' Andriamandisoarivo (1690-1720) izy ary nodimbiasan' Andriamahatindriarivo (1730-1760).

Lisitry ny mpanjakan' i Boina

[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. Jean Jolly, Histoire du continent africain : de la Préhistoire à 1600, vol. 1, Éditions L'Harmattan, 1996, 236 p. (ISBN 978-2-7384-4688-6, [tahiry]), p. 45.