Andriamanetriarivo

Avy amin'i Wikipedia

Andriamanetriarivo, zanak' Andriandahifotsy, mpanjaka sakalava tao Menabe, dia nandroaka ny rahalahiny roa lahy ka nandrombaka ny fahefana (1685-1718). Nanjaka izy hatramin' ny taona 1712 tany ho any.

Lisitry ny mpanjakan' i Menabe[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]