Aller au contenu

Ananiasy sy Safira

Avy amin'i Wikipedia
Ny fahafatesan' i Ananiasy sy i Safira, sary nataon' i Aubin Vouet, 1632, 1632, Musée des beaux-arts de Rouen.

I Ananiasy sy Safira dia mpikambana roa, lahy sy vavy mpivady, tao amin' ny Fiangonan' i Jerosalema, izay Ireo mpivady roa ireo dia meloka tamin' ny fitazonana ny ampahany amin' ny vola azo tamin' ny fivarotana tany, ka nandaingan' izy ireo tamin' ny filazany fa natolony ny fiangonana ny vola manontolo. Maty nilatsaham-baratra noho ny fahatezeran' Andriamanitra teo anatrehan' ny apôstôly Petera izy ireo. Perikôpa ao amin' ny Testamenta Vaovao hita ao amin' ny Asan' ny Apôstôly (Asa 5:1-11) izany. I Anania koa no fiantsoana an' i Ananiasy.