Aller au contenu

Ambio

Avy amin'i Wikipedia
Ambio

Ny ambio dia zavamaneno vita amin' ny hazo mafy roa izay mikarantsana rahefa ampifampikapohina. Anisan' ny zavamaneno velezina izy io. Ny ambio dia avy atsy Afrika. Ahitana an' ity zavamaneno ity ny eo amin' ny vahoaka maro aty Afrika ka sarotra ny tena mahafantatra ny faritra tena niaviany ao amin' io kôntinenta io.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]