Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)
Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.
Alpha Lyrae
Anarana
Alpha Lyrae
Karazana
kintana
Halavirana
25,3 Al
Ny Alpha Lyrae (α Lyrae / α Lyr), na Vega dia ny kintana tena mazava indrindra ao anatin'ny constellation-ny Lyre, izy no kitana faha dimy amin'ny resaka kintana mazava indrindra hita avy eto an-tany. izy no kitana faha roa amin'ny resaka fahazavàna any amin'ny ila bolantany avaratra, eo arinan'ny Arcturus. Akaikikaiky ny Masoandro ihany ilay kitana (25,3 Al fotsiny).
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.