Akrôpôlisin'i Atena

Avy amin'i Wikipedia
Akrôpôlisin'i Atena

Ny Akrôpôlisin'i Atena (Grika Fahiny: ἡ Ἀκρόπολις τῶν Ἀθηνῶν, voasokajy hoe: hē Akrópolis tôn Athēnôn) trano mimanda tranainy hita eo amin'ny vatolampy ambonin'ny tanànan'i Atena ary misy ny sisa tavela amin'ny tranobe tranainy maromaro manan-danja ara-javakanto sy ara-tantara, ary ny Parthénon no malaza indrindra.