ABBA
Apparence
ABBA | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | ABBA | ||
Teraka | 1972 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Soeda | ||
Asa : | Folk mpihira | ||
Fiainana manokana | |||
ABBA dia vondrona folk soedoà izay nanana fahombiazana lehibe indrindra tamin'ny taona 1970 sy 1980. Tamin'ny 1974 izy ireo no nahazo ny fifaninanana hira: Eurovision Song Contest
Ireo mpikambana: Agnetha Fältskog, Björn Ulvaeus, Benny Andersson sy Anni-Frid Lyngstad.
Hira:
[hanova | hanova ny fango]- Mama mia
- Waterloo (1974)
- Oh solé mio
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: [1] Archived Janoary 30, 2015 at the Wayback Machine