502
Fiseho
| 502 Amin'ny kalandrie hafa | |
| kalandrie Gregoriana | 502 DII |
| Ab urbe condita | 1255 |
| kalandrie Armenianina | N/A |
| Kalandrie sinoa | 3198–3199 |
| Calendario ebreo | 4262–4263 |
| Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< |
557–558 424–425 |
| Kalandrie persana | 120 BP – 119 BP |
| kalandrie arabo | 124 BH – 123 BH |
| kalandrie Ronika | 752 |
Azia Atsinanana
[hanova | hanova ny fango]- Any Sina, Tonga any Nanjing i Xiao Yan ary manery ny fitondrana Qi hanome azy ny fahefana izy. Namorona ny dinastia Liang izy (tapitra tamin'ny 557)
- Miasa ho an'ny dinastia Liang ilay mpanoratra Liu Xie
Azia Andrefana
[hanova | hanova ny fango]- Miady amin'ny Fanjakana Romana Atsinanana ny Persa noho ny Romana tsy manaja ny dinan'ny 442. Mandroba ny tanàna amoron-tsisitanin' Amida ny Persa any avaratry ny Mezôpôtamia.
- Ho an'ny mpaminany Mazdak, loharanon'ny ratsy rehetra ny fananana.