510
Fiseho
| 510 Amin'ny kalandrie hafa | |
| kalandrie Gregoriana | 510 DX |
| Ab urbe condita | 1263 |
| kalandrie Armenianina | N/A |
| Kalandrie sinoa | 3206–3207 |
| Calendario ebreo | 4270–4271 |
| Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< |
565–566 432–433 |
| Kalandrie persana | 112 BP – 111 BP |
| kalandrie arabo | 116 BH – 114 BH |
| kalandrie Ronika | 760 |
Zava-nitranga
[hanova | hanova ny fango]- Lasa consul romana i Boèce.
- Alaric, mpanjakan'ny Vizigota
- Etiopia, nandimby an'i Taziena i Kaleba, mpanjakan' Aksum (510-558).
- Dhū-Nuwās, mpanjakan'i Himyar (510-525)
- India : ny Hiona Fotsy Toramāna nandroso hatramin'ny lohasahan'i Gange. Nandresin'ny Gupta izy tamin'ny adin' Eran, ao amin'ny Madhya Pradesh akhehitriny.
Maty
[hanova | hanova ny fango]- 17 Jiona : Masina Nectan: masina seltikan'i Hartland (daty nentindrazana).