500
Apparence
500 Amin'ny kalandrie hafa | |
kalandrie Gregoriana | 500 D |
Ab urbe condita | 1253 |
kalandrie Armenianina | N/A |
Kalandrie sinoa | 3196–3197 |
Calendario ebreo | 4260–4261 |
Kalandrie hindoa ~ Vikram Samvat ~ Shaka Samvat< |
555–556 422–423 |
Kalandrie persana | 122 BP – 121 BP |
kalandrie arabo | 126 BH – 125 BH |
kalandrie Ronika | 750 |
Zava-nitranga
[hanova | hanova ny fango]Azia
[hanova | hanova ny fango]- Ady an-trano ho an'ny fandimbiasana any Persa.
- Fivoaranan'ny hetsika sosialy sy relijiosin'i Mazdak any Persa.
- Mihirakula, zanak'i Toramān, sefon'ny Hiona Fotsy (huns hephtalites) manafika ny India Avaratra, mandroban'ny fanjakana kusānan'i Ganghara ary namotika ny fanjakan'i Gupta.
- Niditra tany Japana ny Bodisma avy any Korea (500-522)
Eoropa
[hanova | hanova ny fango]- Nandresy ny Borgaondy any l'Oyche sy any Dijon i Clovis
Fahafatesana
[hanova | hanova ny fango]- Zu Chongzhi, Mpanao matematika sinoa.