Texas

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Flag of Texas.svg
Map of USA TX.svg

Ny Texas dia firenena eo antsimon'i Etazonia, izy io dia ilay firenena ngeza indrindra eo arinan'i Alaska (696.241 km²) ary izy no firenena faha roa amin'ny isam-ponina (23,9 trapitrisa).

80% ny olona miaina any Texas miaina anaty tanàna, ny antsasan'io no miaina any Dallas, Fort Worth na Houston.

Ngeza non'i Frantsa na Madagasikara ny fivelaran'i Texas, ary manana endiky ny faritra maro dia maro izy : misy ny zetra arỳ antsinanana, ary misy ny tany hay arỳ andrefana.

Zanatany espaniola ny texas talohan'ny 1845, teo arinan'io izy voa nihiditra ao anatin'ny Etazonia.

Tany ho an'ny fanandevozana, niaraka tamin'ny Confédérés ny Texas tamin'ny Ady ho an'ny fisaràhana (1861-1865).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Lahatsoratra ilaina[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]