Dallas

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.


Dallas [/da.las/] ; [/ˈdæl.əs/] ; [/ˈdæl.ʊs/] dia tanàna any Etazonia, anatin'ny firenenan'i Texas. Misy eo amin'ny 997 km² ny fivelaran'ilay tanana. Misy mponina 1.240.000 no miaina ao anatiny.

Ao anatin'nà faritanàna misy mponina 6.003.900 izy (2006). Ny anaran'io faritanana be dia Dallas/Fort-Worth Metropolex

Dallas tamin'ny taona 1892

[Ovay] Jereo koa

[Ovay] Rohy ivelany

Fanoroana sy fitsipika