Rhode Island
Avy amin'i Wikipedia
{{infobox firenena amerikana |firenena=Rhode Island |abreviation=RI |isam-ponina=1.048.319 mpo. |velarana=3.144 km2 |renivohitra=Providence }}
Ny Rhode Island [roʊd 'aɪlɪnd] dia firenena any Etazonia, ny renivohitrany dia Providence, misy olona 1.048.319 no miaina any.
Ny Rhode Island dia ilay firenena amerikana kely indrindra (3.144 km2).