Denver, Colorado

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka etazonia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.


Denver
- Flag of Denver, Colorado.svg
Denver aerial 1.jpg
Fivelarana 401,3 km2
Isa-mponina 566 974 mpo.
Tanànan-dehibe 2 927 911 mpo.
Ben'ny tanàna John Hickenlooper
Firenena Etazonia
Faritany Colorado


Denver (amin'ny fiteny anglisy Denver [ˈdɛnvɚ]) dia renivohitr'i Colorado, etazonia. Izy no tanàna ngeza indrindra any Colorado, ny tanànan-dehiben'i Denver dia miisa 2,9 tapitrisa.

Any ampivoany-andrefan'i Etazonia Denver, amin'ny lohasaha ny South Platte, any andrefan'ny Tany Lemaka, 30 kilometatra any antsinanan'i Front Range ilay tanàna. Ny solonanaran'i Denver koa dia Mile-High City satria 1 mily ( 1609 m ) ny haabo n'ilay tanàna.

Votoatiny

[Ovay] Fiavin'ilay anarana

nanome anarana Denver City i William Larimer. Amin'ny teny anglisy, tenenina denverites ny anaran'ny olona miaina any Denver.

[Ovay] Tantara

Voaforona tamin'ny Novambra 1858 ny tanànan'i Denver, tanàna minière izy mandritra ny ruée vers l'or ny Pikes Peak, any avaratr'i Kansas, 18 taona teo aloha ny fiforonan'i firenena ny Kolorado.

[Ovay] Jeografia

[Ovay] Toe-tany

[Ovay] Demôgrafia

[Ovay] toe-karena

[Ovay] Jereo koa

[Ovay] Rohy ivelany

Fanoroana sy fitsipika