Tanàna

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Tanànan'i Antananarivo, izay tanàna lehibe indridra ao Madagasikara ary anisan'ny lehibe indrindra ao Afrika atsinanana.
Tanànan'i New York, tanàna lehibe indridra ao Etazonia ary anisan'ny lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao

Ny tanàna dia vohitra lehibe honenan'olona maro ary efa hary voatra (toy ny làla-migodàna, trano lehibe, kianja malalaka, sns)

Araka ny Firenena Mikambana, ny tanàna dia velarana be olona mipetraka (tokony latsaky ny roanjato metatra ny halaviran'ny trano roa farafahabetsany), izay ahitana ireo varotra, indostria, fianarana, politika, kolontsaina... Milaza ihany koa ny FM tamin'ny 2008 fa mahery ny dimampolo isan-jaton'ny olombelona no miaina any ambonivohitra.

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa