|
|
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
Ny olombelona dia karazana biby hominide mandeha amin'ny tongotra roa. Ny olombelona dia malaza amin'ny fahakingan'ny sainy, ny fomba amam-panaony, ny fiteniny, ary ny fandrindrany ny tontolo iainany.