Zavaboary
Ny zavaboary dia tontolo tsy nokasihan'ny olombelona. Ny teny mifanohitra amin'ny teny « zavaboary » dia « tontolo namboarina », izany hoe tontolo namboarin'ny olombelona toy ny saha, ny trano na ny tanàna.
Ho an'ny olona vitsivitsy, misy hasarotana eo amin'ny teny « ara-javaboary », satria ny zavaboary dia matetika voakasiky ny hetsikan'ny olombelona, na avy hatrany na tsia.
Votoatiny |
Fandaharana [hanova]
Ny siansan'ny tany dia mahalala bolantany efatra, ny litôsfera, ny hidirôsfera, ny soson-drivotra ary ny biôsfera ; ireo bolantany efatra ireo dia mifandrify amin'ny vato, ny rano, ny rivotra ary ny fiainana.
Ny taranja siantifika lehibe mikasika ny tany dia ny jeografia, ny jeolojia, ny jeofizika ary ny jeodezia. Ireo taranja ireo dia mampiasa ny fizika, simia, biôlôjia, krônôlojia ary matematika mba hametraka ny taranja na fandrafetan'ny tany sy ny fahazoana azy tsara.
Hetsika jeôlôjika [hanova]
Ny rano eto an-tany [hanova]
Atmôsfera [hanova]
Fiainana [hanova]
Ekôsistema [hanova]
Faritra biolojika [hanova]
Tsingerina biojeosimika [hanova]
Rafitra [hanova]
Fanangonana [hanova]
Tsingerina lehibe [hanova]
Jereo koa [hanova]
Rohy ivelany [hanova]
- Nature Journal - Weekly journal of science.
- The WILD Foundation.
- BBC - Science and Nature.
- European Commission - Nature and Biodiversity homepage.
- The Nature Conservancy
- Science.gov - Environment & Environmental Quality.
- wallpapers nature.
- NatureWatch - Wiki for documenting biodiversity (german)
- Ministry of Environment Republic of Korea - Nature