Jeolojia

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny jeolojia dia rantsana iray ao anatin'ny siansa natoraly izay mandinika, mandalina and manadihady manokana momban'ny "Tany". Tafiditra ao anatin'izany ny fandalinana ny vatosoa, vato be fanaovantrano, ary hatramin'ireo ny planeta manodidina ny tany ihany koa aza.