Trano
Avy amin'i Wikipedia
Ny trano dia toerana ipetrahan'ny olona iray, fianankaviana, na fianankaviana maro.
Dika [hanova]
Hatramin'ny fanombohan'ny taona 1801, ny trano tsara iainana manana zaridaina dia afaka tenenina hoe villa, indrindra fa rehefa eny amina toerana ialàna-sasatra no misy azy.