Phoenix, Arizona
Avy amin'i Wikipedia
Ny Phoenix [ˈfiːˌnɪks] dia renivohitra ny Arizona. Izy no tanàna ngeza indrindra any Arizona ary ny isam-ponina any dia 4.839.182 raha kôtiana ny fivelarana tôtaly ny tanàna, Hispanika daholo ny fahatelon'ny mponina miaina any.
Eo Ampivoan'ny tany ahy ny Sonora, anatin'ny lohasaha ny renirano Salt River izy io, ary maia foana koa izy io. Voafaritra ny tendrimbohitra McDowell, South Mountain Park, White Tank Mountains sy Superstition Mountains ny Phoenix, Ny fitarihan-drano mety afaka ampiasaina any.