Louisiana
Avy amin'i Wikipedia
Ny Louisiana dia firenena any Etazonia, ny renivohitra-ny dia Bâton Rouge, misisina amin'ny renirano Mississipi. Ny tanàna tena ngeza indrindra any Louisiana dia New Orleans
Ny Louisiana dia ilay faritra antsimo ny Frantsa Vao hatramin'ny 1813, Tamin'io daty io, novidian'ny Amerikana ny Louisiana, ary ho an'ny Amerikana, voasokatra ny làlan'ny Andrefana (Jereo Ruée vers l'or na Gold Rush).
Votoatiny |
[Ovay] Tantara
[Ovay] Ny Louisiana Frantsay (hatramin'ny 1812)
Ny Louisiana Frantsay dia nanana fivelarana be, ankehitriny misy firenena amerikana 13 no niteraka avy amin'io Louisiana io : Louisiana, Arkansas, Oklahoma, Missouri, Kansas,Illinois, Iowa, Nebraska, Wisconsin, Minnesota, North-Dakota, South-Dakota, Montana.
Novidian'ny Amerikana tamin'ny frantsay ny Louisiana tamin'ny 1812
[Ovay] Jeografia
[Ovay] Demografia
[Ovay] Jereo koa/Lahatsoratra ilaina
|