Illinois

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Saina ny Illinois

I Illinois dia faritany mizaka tena iray eo amin'ny faritra afovoan'i Etazonia, manana fiantsoana hoe Midwest. Ny renivohiny dia Springfield. Io faritany mizaka tena amerikana io dia mizara sisintany amin'i Michigan, Wisconsin, Missouri, Kentucky ary Indiana.

mari-piandrianana ny Illinois

[hanova] Jeografia

Map of USA IL.svg

[hanova] Demografia

Araka ny Bureau du recensement an'i Etazonia, ny isam-ponina dia 12 419 293 eo amina velarantany 149 998 km² ( 83 mpo./km²). Ary araka ny fanakekezana ataon'io birao fanisam-ponina io ihany, 12 763 371 ny isam-ponina tamin'ny taona 2005 ; izany no midika hoe mitombo 2.5% ny isam-ponina isaky ny dimy taona.

Tamin'ny taona 2000 ; 23,3% ny olona mipetraka any Illinois no mipetraka ao amin'ny tanànan'i Chicago ; misy 43,3% no mipetraka ao amin'ny faritan'i Cook ; ary 65,6% ny olona mipetraka ao amin'ny tanàna lehiben'i Chicago.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Avy any aminy Wisconsin Glaciation ny jeôlôjia ny Illinois ; Nikasika ny Amerika avaratra io zavatra io efa nisy 87.000 taona ; dia nijanina efa nisy 9.000 taona izay.

[hanova] Rohy



Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa