Maningory

Avy amin'i Wikipedia

I Maningory dia onin' i Madagasikara ao amin' ny faritra Analanjirofo, ao amin' ny faritanin' i Toamasina, izay mivarina mankany antsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana. Izy no mpamatsy rano ny Farihin' Alaotra. I Sandratsio kosa no lehibe indrindra amin' ireo renirano manompo azy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]