Besokatra

Avy amin'i Wikipedia
I Besokatra ao akaikin'i Mahavanona

I Besokatra dia reniranon' i Madagasikara any avaratra, ao amin' ny faritra Diana, ao amin' ny faritanin'Antsiranana, izay mivarina mankany atsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana. Ao akainin' i Joffreville ao amin' ny valan-javaboarin' ny tendrombohitra Ambra, ao amin' ny tangorom-bohitra Ambohitra no misy ny loharanony. Ao akaikin' i Mahavanona izy dia mifanapaka amin' ny lalam-pirenena faha-6.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]