Ikopa

Avy amin'i Wikipedia
Ikopa les Ponts de Tanjombato

Ikopa dia reniranon' i Madagasikara izay mamakivaky ny tanànan' Antananarivo, faritra Analamanga, faritanin' Antananarivo, ka mivarina ao amin' ny renirano Betsiboka. Ny loharanon' Ikopa, izay atao hoe Varahina, dia ao Angavokely ao amin' ny distrikan' Andramasina, any amin' ny haambo 1 810 m.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]